
Vahiniala Radio — 102.8 FM — Antananarivo
onjempeon'ny zavaboahary
Radio temporairement indisponible
Cette station ne fonctionne pas pour le moment. Veuillez réessayer plus tard.
À propos de Vahiniala Radio
Vahiniala Radio 102.8 dia onjam-peo tsy miakina eto Andasibe, tantanana fikambanana iray antsoina hoe: VONONKIHARY. Fikambanana efa niforona tamin'ny taona 1999. Ny tanjon'ny fikambanana dia ny manentana ny olona hahafantatra ny tontolo iainany, ho tia ny tontolo iainany ary Hiaro izany.
Fréquence
102.8 FM
Langue
French
Avis des auditeurs
Aucun avis pour l'instant. Soyez le premier à partager votre expérience !